|
|
|
|

Teny iditra1 may volon-kelika
Singan-teny  2may, 3volo, 4helika
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6enti-milaza fahamaizana izaitsizy noho ny raharaha maro dia maro na maika dia maika. [1.1]
Tovy hevitra  7may volon' orona, may volon-tratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12